mercredi 6 mai 2015

Sujet type 13 Philosophie - Baccalauréat série A-C-D

SUJET I
Toute vérité est-elle démontrable ?
SUJET II
« C’est pour avoir une vie confirme à la nature humaine que l’homme obéit librement aux règles morales »
Comment comprenez-vous cette affirmation de Levinas ?
SUJET III
Faites la analyse ordonnée du texte suivant en vue de dégager son  intérêt  philosophique.
 « Dire que l’état pouvoir et qu’il est pouvoir de contraindre, c’est la même chose.
Je ne parle pas d’un Etat méchant, d’un Etat totalitaire je parle d’Etat de ce qui fait que l’Etat, est Etat, à travers des régimes et des formes différentes et même  posée. Tout ce que l’Etat ajoute violence  illégitime ne fait qu’aggraver le problème. Il nous suffit que l’Etat réputé le plus juste, le plus démocratique, le plus libéral, se relève comme la synthèse de la légitimité et  la violence c’est à dire comme un pouvoir moral d’exiger et un pouvoir physique de contraindre.
                                 


FILOZOFIA

LAZA ADINA I
Azo porofoina doholo ve ny marina rehetra?
LAZA ADINA II
“Ny mba hananany fiainana mifanaraka amin’ny toetra voajanahary maha olona no   ankatoavin’ny olona an-kalalahana ny fitsipika ara moraly”
Ahoana no fahazoanao io fanambaran’I  Livenas io?
LAZA ADINA III
Fakafakao amin’ny fomba mirindra ity ampahan-dahasoratra ity ary asongadino amin’izany  ny lanjany ara-pilozofia.
 “Mitovy ihany ny filazana fa fahefana ny fanjakana  sy ny fahefana mangeja izy.

Tsy Fanjakana, masiaka, fanjakana manao jadona no resahina eto, fa ny fanjakana amin’ny maha fanjakana ny fanjakana, amin’ny alalan’ireo fitondram-panjakana  sy ny endri-pitantanana samy hafa na mifanohitra mihitsy aza.manampy trotraka ny olana fontsiny ihany izay mety ho fampiasan-kery tsy ara-drariny anampin’ny fanjakana izany. Ampy hampiharihary aminstika ny fivoaran’ny ara-drariny sy ny fangejana ny fanjakana malaza ho pandala ny ara-drariny indridra, ho mpandala ny demokrasia  indrindra, ho mpandala ny fahalalana indrindra, izay hoe,toy ny fahefana ara-moraly mitaky sy ny fahefana fizika manery.