mercredi 6 mai 2015

Sujet type 15 Histoire - Baccalauréat série A-C-D Madagascar

Histoire: Commentaire de Texte:
Le 2 Septembre  1945, le monde sort bouleverse par les six années du conflit le grave de l’histoire de l’humanité. Les ruines et les pertes sont considérables le traumatisme profond.
La seconde guerre mondiale consacre le déclin des puissances européennes qui dominaient la scène
internationale    dans l’année 1930. La découverte des camps  de concentration et l’emploi de la bombe atomique contre le japon posent à l’humanité de redoutable question.
Les espoirs résident dans l’union des vainqueurs et en particulier celle des deux nouvelles puissances dominâtes, les Etats-Unis et URSS.
                                                                       In Histoire en terminale
1. a) A la fin de la deuxième guerre mondiale, les états humains.
b) Quelle étaient les pays les plus touchés? Parlez-en des conséquences.
2. Dommages économiques de destruction des infrastructures: développez.
3. Partant du texte, et suivant vos proposes connaissances évoquez les horreurs de cette guerre.
4. Sur quoi, sur qui repose l’espoir de renouveau pour le peuple du monde entier après cette  guerre dévastatrice. Développez votre réponse.


LAZA ADINA: TANTARA
Ny 2 septambra 1945, tafavoaka ihany izao tontolo izao na dia rotridrotika aza. Afaka tamin’ilay ady nahatsiravina indrindra teo amin’ny tantarany  ny izao tontlo izao. Tsy tambo hotanisaina ny fahavoazana sy ny fatiantoka ary voadona mafy ny saina.Hita taratra nandritra ny ady lehibe faharoa fikororosin’ireo firenena matanjaka eropeanina izay nisongandina tany amin’ny taona 1930.ny nahalalana ny “camps de concentration” sy ny nanjerana ny baomba atomika tany japon mampametram-panotaniana mampivarahotsana amin’ny zanakolombelona .ny nitsirian’ny fanantenana diany firaisakinan’ny mpandresy; ka singanina maokana ny andrarezona roa vaovao dia I Etazonia sy ny  Firaisana Soveitika . 
Taridalana:                                                                                                
1. Tamin’ny fiafaran’ny ady lehibe faharoa, firy eo ho eo ny isan’ny maty? Iza ny firenena tena voadona mafy.
2. Fahavoazana  ara’toekarena syfahapotehin’ny fotodrafitrasa: velabelaro.
3. Arakany ao amin’ny lahatsoratra, miapy izay fahalalanao manokana mba lazalazao ny amin’ireo zava-doza mapihoro-koditra  nandritra iny ady iny.
4. Tamin’ny inona, ary tamin’iza no niorenany fanantenan’ny vahoaka era-tany taorian’iny ady nanimba zavatra betsaka iny.velabelaro.