Tsy
azo eretseretin’ny saina ny hanenjehana olona efa antitra amin’ny toe-javatra
ohtran’ity. Teratany Frantsay iray, eo ho eo amin’ny 89 taona eo no saron’ny
Polisy
nangaro-paosy tany anaty lamasinina (TGV), ny talata 19 Aogositra lasa teo.
nangaro-paosy tany anaty lamasinina (TGV), ny talata 19 Aogositra lasa teo.
Tsy vao indray mandeha
Raha
ny fantatra dia tsy vao sambany ity Lahiantitra ity no manao izao asa ratsy
izao. Ny olona mametraka entana ao ambany toerana ipetrahany no tena lasibany. Rehefa
avy maka izay azony anatin’ny entan’olona izy dia mbola mahasahy ihany koa
mangaro-paosy rehefa somary ankisisika iny. 25 Novambra ho avy izao no hiakatra
fampanoavana any Paris, Frantsa ity Lahiantitra ity.