Tranga hafahafa
Manao izay tsy tokony hatao avokoa ny olona rehetra rehefa te halaza. Tranga iray
manamarina izany ity hita any Angletera ity.
23 taona i Josie Cunningha, ary te halaza maneran-tany ny faniriany. Noho izany ny mivarotra toerana amin’ ny olona izay te hanatrika mivantana ny fotoana hahaterahany no lalana fantany fa hahatongavany amin’izany haingana.

Sao dia mba liana ianao
Raha ny fantatra
dia amin’ny volana Oktobra ho avy izao no hiteraka i Josie Cunningham ka 13.
000 euros na eo ho eo amin’ny 41 tapitrisa Ariary eo ny aloan’ny olona
anankiray izay te hanatri-maso mivantana an’izany fotoana hahaterahany izany.
Tsy vitsy tokoa
ny olona efa nisoratra anarana hatramin’izao.