Tokony ho tamin’ny
9h ora alina, ora any an-toerana no nitrangan’ny loza.
Fiaram-dalamby iray nitondra entam-barotra no nifandona tamin’ny fiaram-dalamby iray nitondra mpandeha izay niisa 250 teo ho eo. 35 no isan’olona naratra, ka efatra tamin’ireo no tena voa mafy. Hatramin’izao dia mbola tazomina eny amin’ny hopitaly ireto olona tsaboina ireto raha toa ka voatery tsy maintsy naiditra garage kosa ny wagon 2 avy amin’ilay lamasinina mpitondra entana.