Sujets types et corrigés pour la préparation du Baccalauréat série A-C-D, MADAGASCAR.
SUJET TYPE 1: HISTOIRE
VERSION FRANCAIS:
Les
relations Est-Ouest de 1945-1953. Insister sur les affrontements idéologiques
des deux grands et les obstacles menés par les USA pour freiner l’expansion
communiste.
VERSION MALAGASY:
Ny
fifandraisan’ny Tatsinanana sy ny
Tandrefana taona 1945-1953. Halalino amin’izany ny fifandonana ara-poto-kevitra
teo amin’ny firenen-dehibe roa sy ireo sakana nataon’ny USA Mba hapijanonana ny fielezan’ny Kôminista.