HISTOIRE: DISSERTATION
Le but de la création
de l’O.N.U. est d’établir définitivement « la paix, la sécurité et le désarmement »aujourd’hui
encore, nombreux sont les problèmes non résolus. L’on se demande alors :
« A-t-on encore besoin de l’O.N.U à l’époque où nous vivons actuellement ? ».
Explique et discuter
GEOGRAPHIE : COMMENTAIRE
Les Etats Unis, puissance mondiale
Les Etats Unis occupent une place unique au monde : ils
sont au cœur d’un système planétaire qu’ils dominant grâce à leur monnaie, leur
armement et leur entreprise. Ils possèdent les clés de la puissance mais aujourd’hui,
cette hégémonie de plus de quarante ans est-elle aussi totale ?
Géographie
de temps présent tles collection GREHG p. 323.
-
Décrire la place prépondérante des Etats Unis.
-
Identifier les formes et instruments de leur domination.
-
Discuter la suprématie américaine
actuelle.
TANTARA : FAMOABOASAN-KEVITRA
Ny tanjona tamin’ny
namoronana O.N.U dia ny hampijoro tanteraka “ny fandrimpa-halemana ny filaminana,
ary ny fanafoanana fitaovam-piadiana »; ankehitriny mbola betsaka ireo
olana tsy voavaha izany no mampanontany tena hoe: (mbola ilaina ve ny
O.N.U amin’izao fotoana iainantsika ankehitriny izao ?).
JEOGRAFIA :
FANADIHADIANA TAHIRIN-KEVITRA
Etazonia, firenena matanjaka
eran-tany
Mitana toerana manokana
eran-tany i etazonia : izy ireo no eo anivon’ny lafatra (rafitra) maneran-tany izay anjakany noho ny
volany, ny fitaovam-piadiany sy ny orinasany. Izy ireo no manana ny
fanalahidin’ny tanjaka nefa ankehitriny, moa izany fanjakazakana izay efa
mihoatra ny efapolo taona izay ve mbola feno toy izany hatrany ?
Géographie
du temps présent Tles collection GREHG p.
323.
- Soritsorito ny havesa-danjan’ny toeran’i Etazonia.
-
Lazao ireo endri-panjakazakany sy ny fitaovana ampiasainy amin’izany.
- Tsikerao ny fiamboniana amerikanina ankehitriny.