Tsy
hampirisika anao hanao izany akory fa mba manome fisainana kely fotsiny!
Tao amin’ny efitranon'ilay Bandy:
Bandy: Vonona amin'izay ve indry Chérie?
Sipa: Vonona aho mon amour. Efa niandry 3 taona isika.
Bandy: Ie. Telo taona be zao mon amour.
Sipa: Fa matoky an'ialahy fa tsy hisaraka amiko elahy avy eo an?
Bandy: Mahazo matoky indry fa tsy hilaozako zany e.
Sipa: Fa aleo ihany aloha mampiasa préservatif? Izaho anie efa nolazaiko an'elah fa mbola tsy nanao izany mihitsy oa e.
Bandy: Chérie a! Indry matoky ahy izaho matoky andry ka tsy misy ilana an'izany e.
Sipa Eny ary e. Za mahatoky an'elah mon amour
Bandy: Fa vonona tsara ndry a?
Sipa: Oui. Somary matahotra fa vonona

Minitra vitsivitsy taty aoriana.
Bandy: Waouh! Tsara be cherie a. Ary
azafady fa tsy voafehiko tsony ka somary nahery setra kely angamba za teo.
Sipa: Oui tsara fa izao maharary aho.
Bandy: Désolé akia a. Normal izay satria
voalohany. Amin’ny manaraka efa tsy maninona intsony. (Sady nanoroka azy teo
amin’ny handriny)
Dia lasa zatra niaraka foana izy ireo.
(Herinandro vitsivitsy taty
aoriana)
Tao amin’ny efitranon'ilay bandy toy ny mahazatra:
Sipa: Chéri! Tsy tonga ny règle-ko.
Bandy: Maninona a?
Sipa (sady mitomany) Bevoka aho, efa nanao test fa positif.
(Tsy namaly avy hatrany ilay bandy fa nitsangana dia lasa nivoaka ny efitra... 5 minitra taty aoriana izy vao niverina, ilay sipa mbola nitomany teo foana. Sady matahotra mafy fa izay vao ho arian'ilay olo-tiany)
Bandy:(nandohalika teo anoloany) Efa 3 taona no nahalalako andry, 3 taona no nandrasako izao fotoana izao. Nanao izay nahasambatra ahy indry ka tena faly aho ankehitriny... Ka manaiky ho vadiko ve indry?
Sipa: (mitomany) Oui. Manaiky aho.
Bandy: Etsy ary ho fafako ny ranomasondry. Fa eto aho ary tsy hisy ranomasom-panahiana intsony hirotsaka amin’io tavan-dry io. Mitsikia amin'izay!
Sipa: Merci mon amour, tiako anie elahy e!
Bandy: Indry koa tiako vadiko!
9 volanana taty aoriana. Niteraka kambana ilay vehivavy. Ary 2 volana taorian'izay zay vao natao mariage izy roa kely
Maro no nihevitra fa nandao azy ilay Bandy satria azony izay nilainy. Ka very teo ilay sipa miaraka @ kibo be sy fo maratra feno nenina mafy!!!

Tsy mitovy daholo ny
lehilahy ry mesdemoiselles isany... Tahaka ny vehivavy ihany koa izay tsy
mitovy daholo.
Izao no hafatra: Ianao
ihany ry tovovavy dia efa afaka hahafantatra oe tena tia ahy tokoa ve ity olona
ity? Tsy ampy ilazana fitiavana ny teny mamy sy fanomezana isan-karazany. Ny
dokadoka sy fandrebirebena ka mila mitandrina foana ihany...
Izao koa anefa: Fantaro fa ny Bandy rehefa mihamatotra dia tsy mitady vehivavy sexy na vehivavy môlamôla afaka manaraka ny reviny intsony fa mitady vehivavy ho renin-janany, ho ravaky ny tokantranony ary indrindra ho reharehany!

Ny mamy atelomy ny mangidy
aloavy!
Source: Fb (Fab Rahar)
Aucun commentaire:
Publier un commentaire