mardi 23 avril 2019

Marc Ravalomanana Clash Andry Nirina Rajoelina

Manoloana ny finiavana hikitika sy hanova ny lalam-panorenana amin'ny alalan'ny fitsapankevim-bahoaka izay kasain'ny Governemanta Ankehitsiny hatao miaraka amin'ny fifidianana solombavahambhoaka ny 27 Mey 2019 ho avy izao dia nilaza ny heviny ny antoko Tiako i Madagasikara izay tahirin'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.


Tsy ekena ny kajikajy politika maloto ary fandikan-dalana ny fikitahana ny lalam-panorenana, indrindra fa raha tsy misy antony mazava toy ny fikatsoan'ny raharaham-pirenena.


Aucun commentaire:

Publier un commentaire